Teny iditra | indray mahamasa-patsa | |
Singan-teny | indray ; mahamasaka ; patsa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Halavampotoana mitovy amin' ny ahamasahan' ny patsa andrahoina (eo amin' ny fahefatr' adiny eo) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le temps nécessaire à la cuisson des chevrettes. Environ un quart d'heure. [2.415] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |